|
|
|
|

Entrée (1/2)1  antra
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Fatra-pangoraka, fatra-pihetsi-po mahita ny fahorian' ny hafa: Antra olona iny vehivavy iny fa tsy mitsahatra ny manome zavatra an' izay mangataka aminy. [1.1]
Explications en anglais  4 compassionate, feeling pity. [1.7]
Explications en français  5 humain. [1.66.fr#494]
6 compatissant, charitable. [1.3, 1.8]
Exemples  7  antra olona izy [1.3]
8  Hoy ianareo hoe mba antra na nitsetra ahy ny mpijery? [2.4]
9  Lehilahy tsy manana fo mba antra sy mangoraka ianao, Andriamatoa! [2.528]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  20 antra olona

Entrée (2/2)21  antra
Partie du discours  22  nom
Explications en malgache  23 Alahelo, fangorahana, fitserana, fihetseham-po te-hamonjy nahanampy: Lehilahy be antra iny lasa iny. [1.1]
Explications en anglais  24 pity, compassion, tenderness, charity.. [1.2]
Vocabulaire  25  Emotions

Anagrammes  26 antra, 27 ranta

Mis à jour le 2025/11/09