Entrée |
miantra
(antra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mangoraka, mihetsi-po hamonjy na hanampy: Fatra-piantra ny mahantra izy [1.1]
|
Explications en anglais | To be compassionate, to be tender; to compassionate, to pity, to sympathize with; to give alms to. [1.2]
|
| To have compassion on, to give help to [1.7]
|
Explications en français | Avoir pitié de, faire l'aumône; [1.8]
|
Exemples |
1 | Iza moa ianao izay miantra ahy ankehitriny?
[2.5]
|
2 | Toy izany koa, mba mahay mampiseho fitiavana sy mahalala miantra.
[2.472]
|
|
Morphologie |
Présent : |
miantra |
Passé : |
niantra |
Futur : |
hiantra |
Impératif : |
miantrà |
|
|
Entrée |
miantrà
(antra)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif miantra
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|