|
|
|
|

Entrée1  fiantrana
Radical  2 antra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fihetseham-po mahatonga ny olona hanampy ny ory sy ny mahantra.
5 Ny vola omena hanampiana ny ory: Tsy tapaka ny manome fiantrana ny mpangataka iny Ramatoa iny. [1.1]
Explications en anglais  6 compassion. [1.2, 1.7]
7 charitableness, alms, alms-deeds, pity. [1.2]
8 help given to the poor. [1.7]
Explications en français  9 l'action de secourir, l'aumône, le secours: Betsaka ny fiantrana nataony (Il a fait beaucoup d'aumônes). [1.3#55]
10 secours, aumône. [1.8]
Exemples  11  Ahoana no hampivadiana ny fitsipika amin' ny fiantrana? [1.369#]
12  ny mpiray fiangonana sy ireo nisahirana nahitana fiantrana. [2.470#]
13  Mahantra izahay, ry Sahondra, fa mahantra tsy mila fiantrana! [2.529#]
Vocabulaire  14  Emotions
Article  15 Randzavola: fiantrana ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  16 fantarina, 17 fatrañany, 18 fiantrana

Mis à jour le 2025/09/12