Entrée | 1 ompa |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Ozona, faniriana ratsy ho an' olona 4 Teny ratsy atao amin' olona [1.1] |
Explications en anglais |
5 opprobrious language desiring evil to another, abuse, reproach. [mal. Sumpah, and swa. Uapo, an oath.] comp. latsa. [1.2] 6 abusive or foul language [1.7] |
Explications en français |
7 mot grossier, propos orduriers ; malédiction [1.8] |
Exemples |
8 Indraindray aza ovany sy arahiny ompa ratsy ny anarany. [2.470] 9 Aza mamaly ratsy ny ratsy, na mamaly ompa ny ompa, fa aleo aza misaotra; [2.996] |
Dérivés |
|
Titres |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot ompa |
Anagrammes | 17 am-po, ampo, ompa, poma |
Mis à jour le 2022/09/05 |