Entrée (1/2) | 1 manompa |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Manozona, maniry ratsy ho an' olona: Tsy manompa azy aho, fa raha mitohy izao hakamoany tzao tsy hanam-bariraiventy izy Manao teny manaratsy, manao teny maharary: Nanompa ahy izy ka tsy maintsy mba tevatevaiko koa |
Explications en anglais |
4 [1.2] to revile, to abuse, to vilify. 5 [1.7] to use foul language to threaten; to curse |
Explications en français |
6 [1.8] maudire, menacer d'un langage grossier |
Exemples |
7 [2.470] Rotsakazo kely izay no ikapohany azy, sady manompa sy miteny ratsy ireto zanany. |
Radical | 8 ompa |
Morphologie |
|
Analogues | 13 manozona, misahato, mitsitsika, misariko, manalikalika, manevateva, maniratsira, mikizaka, manao vava ratsy, manao teny maharary |
Entrée (2/2) | 14 manompà |
Partie du discours | 15 impératif du verbe actif manompa [Liste complète] |
Explications en malgache |
16 [1.1] |
Explications en français |
17 [1.3] |
Radical | 18 ompa |
Anagrammes | 19 anompam, manampò, manampo, manompà, manompa, mpamòna, naompam |
Mis à jour le 2025/04/14 |
![]() |