Entrée omby
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Antonona, sahaza (ka samy azo ilazana azy na ny toerana ampidiran-javatra na ny zavatra ampidirina amin' io toerana io): Be loatra ny olona nasaina fa tsy omby ny trano. / Ireo olona izaitratra ireo ve ho omby ao amin' io efitra kely io? [1.1]
 Antonona, sahaza ka samy azo faritana amin'ny io na ny ampidirana na ny ampidirina: Tsy omby ny tongony ilay kiraro / Tsy omby an' ilay kiraro ny tongony [1.62]
  [Sihanaka] antonona [1.78]
Explications en anglais Sufficient, enough, competent, large, spacious, roomy, reaching to, arriving at. It is also used for mby [1.2]
Explications en français Suffisant, capable de contenir, qui contient; arrivé, rendu, entré dans: Omby olona roapolo ity trano ity (Cette maison peut contenir vingt personnes) ~ Tsy omby ny tongotro ireto kiraro ireto (Ces souliers sont trop petits pour mes pieds) ~ Nony omby tao an-trano izy... (Lorsqu'il fût arrivé à la maison...) [1.3]
Dérivés 
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes 
Illustrations 

Entrée omby
Partie du discours nom
Explications en malgache Biby lehibe ompiana, karazan' ny biby mampinono ary mandinika, misy tandrony roa ary trafony iray eo an-tampon-damosiny. (Teo amin' ny Ntaolo ka mandraka ankehitriny, dia anisan' ny harena lehibe ho an' ny olona ny omby; ny ilana ny omby dia ireto avy: vonoina hihinanana ny henany, terena hakana ny rononony, afahy hanatavezana azy (omby mifahy), ampitarihina sarety, akana zezika. [1.1]
 Biby lehibe tariky ny misy taolantehezana, mandinika, miteraka sy mampinono ka iray hatrany ny zanany na dia mety hiteraka kambana aza; ... [1.62]
Explications en anglais An ox, a cow, cattle. Bos indicus, Var. [swa. Ngombe.] see ombe. [1.2]
 A cow, an ox; cattle [1.7]
Explications en français Boeuf, l'espèce bovine
Grossier qui ne sait pas la politesse [1.3]
 Boeuf [1.54]
 Boeuf, vache [1.8]
Symboles internationaux Bos indicus [3.1]
Explications en italien Bùe (lahy), vacca (vavy) [1.18]
Explications en allemand Rind, Rinder: Mitrena ny omby (die Rinder brüllen) [1.56]
Nom scientifique Bos indicus
Exemples 
1Hay valan' omby tokoa no ao ary omby sivy no tsy maintsy havàhany sy havoakany hiraotra ahitra ery andrefam-bohitra [2.470]
2Ombiko ireo, nisy mpamosavy alika namoaka angamba ireo [2.472]
3Rahefa tsy ampy ny volan' ialahy, amido amiko ny ombin-tsaretin' ialahy [2.472]
4Ariary telo no nivarotako ny omby mifahiko (Jai vendu trente piastres le boeuf que j'avais engraissé) [1.3]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : omby, ombiko, ombinao, ombiny, ombintsika, ombinay, ombinareo, ombin', ombin-, ombim-
Dérivés 
Synonymes añombe ~ anomby ~ aombe ~ aomby ~ jaka ~ mbe ~ ombe
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Titres Kabary amin' ny Fanolorana omby ho an' ny mpandevina (Rasamuel Maurice)
Toponymes 
Tableaux et planches Robes des boeufs
Formes des cornes des boeufs
Proverbes 
Articles 
Bibliographie Le Boeuf dans l' Ankaizina.
Madagascar: the zebu as guide through past and present
Web 
Scientific-web http://www.scientific-web.com/en/Biology/Animalia/Chordata/Mammalia/BosIndicus01.html
Zebu Nation http://www.raziasaid.com/standard/
Zebu Overseas Board http://www.zob-madagascar.org/
Illustrations 

Entrée omby
Partie du discours nom
Explications en malgache Trano ataon' ny bibindandy [1.1]
 Trano ataon'ny bibin-dandy hisitrihany [1.62]
Explications en anglais  [1.2]
Explications en français Action de faire le cocon, se dit des vers à soie [1.3]
Vocabulaire 
Dérivés 

Entrée omby
Partie du discours nom
Explications en malgache Sefo, lehibe [1.60]
Explications en français Chef, patron (le chef est fort comme un [...] [texte complet dans 1.60]
Synonymes alezy ~ baibony ~ kala be ~ kalaina ~ kapta ~ katraka ~ laibany ~ mpanana ~ ngetroka ~ nôb ~ pata ~ pakta

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/19