| Entrée | 1 ny arivo lahy tsy maty indray andro | 
| Mots élémentaires | 2 arivo, 3 lahy, 4 tsy, 5 maty, 6 indray, 7 andro | 
| Partie du discours | 8 locution | 
| Explications en malgache | 9   teny nataon' Andrianjaka raha nametraka miaramila arivo lahy tao Antananarivo izy; io fitenenana io koa anefa dia lazain'ny maro fa mety hilaza ny faharetan'ny olona maro manatri-maso zavatra iray, fa raha vavolombelona arivo tokoa mantsy tsy ho faty indray andro akory [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |