|
|
|
|

Entrée 1  noana
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
Verbes passifs :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  9 Mahatsiaro foana ny ao an-kibo ka reraka te hihinan-javatra aoka izany: Tsy nisakafo aho ka noana izaitsizy izany [1.1]
Explications en anglais  10 hungry [1.2]
11 hungry
12 deflated (of a tire) [1.7]
Explications en français  13 qui a faim, affamé
14 dégonflé (se dit des pneus) [1.8]
Exemples  15  Ary indray andro sendra tsy nahazo haza, ka noana ny liona, ka hoy izy tamy ny alika: [2.293]
16  Nony efa maraina ny andro, dia nandre noana daholo izy; [2.324]
17  Iny aloha ny hani-masaka fa noana ianao. [2.470#106]
Analogues  18  fotsy tsinay, 19  lampana, 20  mai-molotra, 21  maivan-tsy zaka, 22  mangebaka, 23  miempaempa, 24  mifehy kibo, 25  mifezafezaka, 26  milelalela ny ambavafo, 27  mitakiky vava, 28  mitanatana vava, 29  mitsako dilana, 30  Mosarena, 31  rebaka, 32  refona, 33  reraka, 34  tsy mahatsindry tsihy, 35  vava takiky, 36  voan' ny aretimbilany
Combinaisons  37  7 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot noana
Proverbes  38  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  39 anano, añano, 40 añona, anona, 41 ñaoña, naona, noana, 42 onana

Mis à jour le 2026/08/07