|
|
|
|

Entrée (1/2)1  refona
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 valaka, reraka noho ny hanoanana:
4 Refona aho ka nijanona nipetraka teo ambody hazo, nihinana ilay tapa-mofo farany tao anaty kitapoko [1.1]

Entrée (2/2)5  refona
Partie du discours  6  adjectif
Explications en malgache  7 noana [Sihanaka] [1.78]
Tous les mots composés  8  2 combinaisons de ce mot

Anagrammes  9 Efrona, refona

Mis à jour le 2025/11/17