|
|
|
|

Entrée1  mitsako dilana
Mots élémentaires  2 mitsako, 3 dilana
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 manao fihetsehan' ny vava toa mitsako nefa tsy mihinana na inona na inona, tsy misy inona tsakoina; tsy misy hotsakoina fa ny dilana amin' ny vazana no tsakoina; ao anatin' ny fahoriana, ny fahasahiranana [1.1]
Synonymes  6 mitsapodilana

Mis à jour le 2025/09/12