Entrée | 1 monina |
Radical | 2 onina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mitoetra, mitomoetra, mipetraka: Monina any Antsirabe izy 5 Mijanona ela, mijanona maharitra: Tandremo sao monina any an-tsena any ise 6 Tsy mandeha fa mihandrona (rano): Misy rano monina ao an-tokotaniny ka izany no maha be moka ao aminy [1.1] |
Explications en anglais |
7 to dwell, to reside, to inhabit. Used of a place but not of a house. [1.2] 8 to reside, to dwell [1.7] |
Explications en français |
9 résider, habiter [1.8] |
Exemples |
10 Tamin' izaho nandalo tao Dar-Es-Salam, dia nahamarika fa maro ny Ajojo monina ao [2.471] 11 ka raha monina ao, dia laniko vady aman-janaka [2.48] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Analogues | 17 mipetraka, milasy, mitoetra, mitomoetra, miorin-dasy, maka toerana, manorim-ponenana, mamitsaka, miampirina, mialokaloka |
Mots composés |
|
Proverbes | 22 Proverbes contenant le mot monina |
Anagrammes | 23 inoman, mañino, mañony, manony, minòna, minona, monany, monina, namoin, namony, nanoim, ninoam, ninoma, noanim, nomani, omanin, onanim |
Mis à jour le 2023/01/20 |