|
|
|
|

Entrée1  miampirina
Radical  2 ampirina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mifitsaka, manao izay tsy hitanana toerana betsaka, miampify: Miampirina ao anjoron-trano ao izy fa matahotra an-drainy, hono. [1.1]
Explications en anglais  5 to act like a fish, to be like a fish in going to the side of a room.. [1.2]
Exemples  6  Rehefa vita sakafo, dia miampirina maka toerana an-trano daholo indray. [2.245#]
7  Ny antonona sy mety dia ny mahay mitsara tena sy miampirina amin' ny toerany eo anoloan' ny hafa. [2.296#]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Analogues  12  miampify

Anagrammes  13 ampirimina, 14 miampirina

Mis à jour le 2025/09/12