Entrée | 1 mamitsaka |
Radical | 2 fitsaka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manao izay hahafisaka, hampifintina: Mamitsaka ny tony ny ranonorana 1) Mipetraka tsara miampirimpirina tsy mihetsika amin' ny toerana iray: Mamitsakaeo amorompotana ny saka 2) Miery ao an-katakonana sady mitily: Namitsakatao anaty lobolobo ilay mpangalatra 3) Mipetraka, miaritra, miandry fotoana tsaratsara kokoa: Mamitsaka izahay izao fa resy [1.1] |
Explications en anglais |
5 to throw down; to lie down, to hide one's self, to crouch. [1.2] |
Exemples |
6 Nihemotra indray angaha sa ao ihany fa mamitsaka mitady hanao an-kendrena?
[2.587#]
7 Mbola mamitsaka miery ato am-poko ity fitiavana, fitiavana ity, ka manorisory ny androko. [2.499#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 mamitsaka, 13 mitsamaka |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |