Entrée mivelona (velona)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mahazo izay mitana ny aina: Mivelona amin' ny zezika ny zavamaniry ary amin' ny sakafo ny zavamananaina
Mahazo tombony: Mivelona amin' ny ranomason' ny kamboty io olona tsy mifaditrovana io [1.1]
Explications en anglais To live by something; to live in a certain condition [1.7]
Explications en français Gagner sa vie d'une certaine manière; vivre d'une certaine façon [1.8]
Exemples Tsy manan-jo hivelona akory aza isika, saingy leferiny fotsiny". [2.471]
Morphologie 
Présent : mivelona
Passé : nivelona
Futur : hivelona
Impératif : miveloma
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20