|
|
|
|

Index

Proverbes : mivelona

Proverbe 1Angaha parasy no hivelona amim-bahiny ? [2.558]
Ny parasy no mivelona amin' ny vahiny. [2.165 #2159, 2.415 #1684]
Traduction françaiseCe sont les puces qui vivent sur les étrangers. [2.415 #1684, 2.165]
Interprétation françaiseIl ne faut pas faire comme elles. [2.415 #1684]
Les gens ne doivent pas faire de même. [2.165]

Proverbe 2Aza manao toy ny lalitra mitsentsitra maso didy, ka hivelona amin' ny ranomason' olona. [2.415 #706]
Traduction françaiseNe faites pas comme la mouche qui suce un oeil chassieux et se nourrit de ses larmes. [2.415]
Interprétation françaiseIl ne faut pas s' enrichir des dépouilles des petits, ni faire du mal aux malheureux. [2.415 #706]

Proverbe 3Mitady hivelona amin’ ny ran’ ny sasany ohatra ny moka mitsentsitra. [2.974]
Traduction françaiseSe nourrir du sang d’autrui comme le moustique qui suce. [2.974 #62]

Proverbe 4Nahoana no dia mitady hivelona amy ny ran’ ny sasany, ohatra ny moka mitsentsitra ? [2.653]
Nahoana no dia mitady hivelona amin' ny ran' ny hafa ohatra ny moka ? [2.558]
Nahoana no dia mitady hivelona amin' ny ran' ny sasany, hoatry ny moka mitsentsitra ? [2.415 #725]
Traduction françaisePourquoi donc chercher à vivre du sang des autres comme les moustiques qui sucent le sang ? [2.415 #725]

Proverbe 5Nahoana no dia mitady hivelona amy ny ranomason’ olona, ohatra ny lalitra mitsentsitra ny maso didy ? [2.653]
Nahoana no dia mitady hivelona amin' ny ranomason' olona tahaka ny lalitra mitsetsitra maso didy ? [2.558]

Index