Entrée (1/2) | 1 mirava |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 rava |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
10 [1.1] Mivoaka ny fianarana, ny trano fiasana: Amin' ny dimy nomirava ny mpiasa Miparitaka, mihahaka: Mirava ny vahoaka Vita, mifarana: Mirava ny fiangonana Tsy tanteraka: Mirava ny fitsangantsanganana rahariva fa ratsy ny andro, |
Explications en anglais |
11 [1.7] to break up (of a meeting) |
Explications en français |
12 [1.8] se séparer; se disperser après une réunion |
Exemples |
13 [2.587#] Ka dia mirava isika aloha fa hihevitra izay hatao aminy izahay. 14 [1.353#] Ny hena sisa dia zarain' ny be sy ny maro dia mirava fa vita ny sorona. |
Entrée (2/2) | 15 miravà |
Partie du discours | 16 impératif du verbe actif mirava [Liste complète] |
Radical | 17 rava |
Explications en malgache |
18 [1.1] |
Explications en français |
19 [1.3] |
Anagrammes | 20 avarim, iravam, mirava, miravà |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |