|
|
|
|

Entrée (1/2)1  miery
Radical  2  ery
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Miafina, misitrika amin' ny toerana tsy ahitana azy: Lasa niery any antsefatsefa-bato any ilay gadra nilefa
5  Mandositra mba tsy ho hita: Miery ahy foana iny olona iny fa ananako vola [1.1]
Explications en anglais  6  to conceal oneself, to hide [1.7]
Explications en français  7  se cacher [1.3#129, 1.8]
8  se dérober à la vue, agir en cachette [1.3#129]
Exemples  9  Nahoana ise no miery any anaty vahoaka any? [2.895#]
10  - Nahoana koa anefa izy no niery nony nohatoniny, raha tena tia azy? [2.5]
11  Ary Andriambonimena nanangona ny vahoaka teo Tanjombato, ka niery tany afovoany ny olona Andrianjakanavalomandimby, ka tsy hitan' Andriambonimena. [2.48]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Analogues  16  1.1=miafina=milentika=misoko=manotrika=miotrika=tsy miseho=midify=miampify=mitampify

Entrée (2/2)17  miery
Partie du discours  18  verbe actif
Explications en malgache  19  mamazivazy, tsy manaja ny zo [Bara] [1.78]

Mis à jour le 2023/12/22