|
|
|
|

Entrée (1/2)1 midify
Radical  2dify
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4Miala amim-pahakingana mba tsy ho hita: Anjaranao izany ka tsy azonao idifiana.
5Milefa haingana mba tsy ho tazana na mba tsy hifanena: Nidify ny fahavalo tao ambadiky ny tamboho aho. [1.1]
Explications en anglais  6to turn aside. [1.2, 1.7]
7to dodge. [1.7]
Explications en français  8s'esquiver. [1.8]
Exemples  9 Nifanofa tànana, dia samy nidify. [2.5]
10 Nanao fihetsika kely tamin' ny tanany izy, dia nidify izy roa lahy mibika-na mpanapa-doha. [2.471]
Morphologie 
11 Présent :
12 Passé :
13 Futur :
14 Impératif :
Analogues  15 mibolidyamy, 16 mibosiaka, 17 mihodivitra

Entrée (2/2)18 midify
Radical  19dify
Partie du discours  20 verbe actif
Explications en anglais  21to have the hair plaited by dividing it on the forehead and carrying it behind the ears. [1.2]
Vocabulaire  22 Coiffures

Anagrammes  23 fidimy, 24 midify, 25 mifidy

Mis à jour le 2025/10/31