| Explications en malgache |
4 Misitrika ao anaty rano, difotra ao anaty rano: Nidiran' ny rano ny lakana ka nilentika.
5 Lasa nidify any ambadiky ny faravodilanitra: Amin' ny enina izao no milentika ny masoandro.
6 Mihamifatratra, mihitsoka lalina ao anatin' ny faharatsiana, fahasahiranana, fahoriana: Milentika ao anatin' ny fahotanany olona sasany.
7 Miraikitra, voasokitra: Milentika ato am-poko ny teninao.
8 Mijanona ela be amin' ny toerana iray: Nahoana no nilentika tany an-tsena tany ise?.
[1.1]
|