Entrée miafina (afina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miery mba tsy ho hita [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be concealed, to be in hiding. [Richardson 1885]
 to hide [Hallanger 1973]
Définition française Se cacher [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 être caché [Abinal 1888]
Exemples 
1Ambarao, ry Ingahy, izany jirika miafina aty izany, hoy ireo mpisambotra. [Rajohanesa: Kintana]
2Ary angamba koa, any am-poko miafina any, tsy te-hahita ny hasambaran' i Lanto aho, ka hany heriko milefa. [Andriamalala: Ranomasina, page 34]
Morphologie 
miafina
niafina
hiafina
miafena
Citations 

2013/12/06