Entrée | 1 miaramila |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Olona antsoin' ny fanjakana mba hiaro ny tanindrazana ka miomana manokana amin' izany amin' ny ganarana mitana sy mampiasa fiadiana |
Explications en anglais |
4 [1.7] a soldier |
Explications en français |
5 [1.8] soldat |
Exemples |
6 Ireny no miaramilam-potaka [2.472#169] 7 Nasehoko azy ny taratasy fiantsoana ahy ho miaramila [2.471#33] 8 Hotifirina ampitso ireo manamboninahitra nitana ny miaramila avy any Ambositra [2.324] |
Vocabulaire |
9 Militaire |
Morphologie |
|
Analogues | 11 lahindefona, sorodany, ambasy, ambavabasy, vatamiaramila, manamboninahitratafika, mpiantafika, foloalindahy, rainiolona, tsatsimenitra, ankotralahy, zazavao, menavazana, kadetra, raindahiny, bekotromaroholatra, mpisavaranonando |
Mots composés |
|
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot miaramila |
Mis à jour le 2024/07/27 |