Entrée |
menavazana
|
Mots élémentaires | mena ; vazana |
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Efa ela nanaovana, tranainy: Ireny efa mpampianatra menavazana Olona nanao raharaha miaramila taloha. Miaramila efa napetraka nefa naverina indray hifidianana ny mbola tokony ho volon' ny miaramila ihany: Nantsoina hivory daholo ny menavazana fa misy fiheverana ny vola fanampiana azy
[1.1]
|
Explications en anglais | Old soldiers [1.7]
|
Explications en français | Anciens combattants, vétérans [1.8]
|
Exemples | Voantso torak' izany koa I Day, Rasamy ary Parany, samy menavazana daholo ary samy avy ao Marovato.
[2.472]
|
Mots composés |
|
|