|
|
|
|

Entrée (1/2)1  rainiolona
Mots élémentaires  2  ray, 3  olona
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Anarana nomena ny miaramila mpitifitra amin' ny tafondro taloha [1.1]
Explications en anglais  6  artillerymen [1.2]
Explications en français  7  les artilleurs [1.3]
Exemples  8  Nony vita izay, voatendry hoamin' ny antokon' ny rainiolona izy, ka amin' ny sokajin' ny tafondro marovava. [2.472]
Vocabulaire  9  Militaire

Entrée (2/2)10  rainiolona
Mots élémentaires  11  ray, 12  olona
Partie du discours  13  nom
Explications en anglais  14  The elders of a tribe or town, the chief tribe [1.2]
Explications en français  15  [rain' ny olona] les plus anciens de la ville, de la caste; la caste la plus ancienne [1.3]
Exemples  16  Andriamparaua dia ao Soavinarivo ny itoera' ny sy ilevena' ny, io no renivohitra amy ny Tantsalia, sy ao koa no rainiolona amy ny vahoaka; [2.48]

Mis à jour le 2025/09/12