Entrée miaramila
Partie du discours nom
Définition malgache Olona antsoin' ny fanjakana mba hiaro ny tanindrazana ka miomana manokana amin' izany amin' ny ganarana mitana sy mampiasa fiadiana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a soldier [Hallanger 1973]
Définition française soldat [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Origine Français: mirmillon.
Analogues  lahindefona ~ sorodany ~ ambasy ~ ambavabasy ~ vata-miaramila ~ manamboninahitra tafika ~ mpiantafika ~ foloalindahy ~ rainiolona ~ tsatsimenitra ~ ankotralahy ~ zazavao ~ menavazana ~ kadetra ~ raindahiny ~ bekotromaroholatra ~ mpisavaranonando
Exemples 
1Hotifirina ampitso ireo manamboninahitra nitana ny miaramila avy any Ambositra [Rajohanesa: Kintana]
2Nasehoko azy ny taratasy fiantsoana ahy ho miaramila [Andriamalala: Ranomasina, page 33]
3Nijanonjanona ny fanenjehan' ny miaramila [Andraina: Mitaraina, page 214]
Citations 

2013/04/17