|
|
|
|

Entrée (1/2)1  miantsona
Radical  2 antsona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Manatona ny morona: Saika tsy afa-niantsona ilay lakanay noho ny rivotra.
5 Mijanona, mandatsaka vatofantsika: Niantsona tamin' ny seranana firy izany ny sambo nitondra anareo vao tonga tany Marseille?. [1.1]
Explications en anglais  6 to be aground, to stop, to strike, to run ashore, as a canoe.. [1.2]
7 to come to harbor, to anchor. [1.7]
Explications en français  8 Aborder, être arrêté au bord de l’eau, être au mouillage: Saiky tsy afa-niantsona ny lakana noho ny onjan-drano (La barque a abordé difficilement à cause des vagues) ~ Niantsona tamin’ ny seranana telo ny sambo (Le navire a mouillé dans trois ports). [1.3#57]
9 entrer en rade, ancrer. [1.8]
Exemples  10  Miala any Antongila izy, mihoatra any avaratry ny Tanjon' i Bobaomby ary dia miantsona mandray namana ao Nosy Be. [2.508#]
11  Ny hany tombony angaha dia tsy miantsona eny afovoan-drano ny sambo ka mba mahita fisomebisebena eo an-tseranana aho. [2.471]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :

Entrée (2/2)16  miantsòna
Radical  17 antsona
Partie du discours  18  impératif du verbe actif miantsona [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  19 amantsony, 20 amintsano, 21 miantsòna, miantsona

Mis à jour le 2025/11/09