|
|
|
|

Entrée (1/2)1  miantsinanana
Radical  2  antsinanana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandeha na mampitodika any atsinanana: Hitanao ve ny nandehanan' ireny olona telo mianaka ireny? -- Niantainanana any no nahitako azy
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] to go to the east
Explications en français  6  [1.3#66] se diriger vers l'est
7  [1.8] aller vers l'est
Exemples  8  Sary miantsinanana ambony miankandrefana
izany hianao hono ry itsiana
[2.131]
9  Tamin' izany fotoana izany koa dia mbola tsy nisy ny lalam-piarakodia miantsinanana. [2.470]
10  Fantany koa fa ny ala tsy mandry Anosibe Anala, Beparasy, ny manaraka ny lalamby miantsinanana rehetra. [2.472]
11  Hazakaza-madinika hampafana ny tena aloha no nanombohana raha vao nivoaka an' Ambodivonkely ka hiantsinanam-bava tamin' iny vahilava iny [2.643#9]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Analogues  16  mianavaratra, mianatsimo, miankandrefana
Mots composés 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot miantsinanana

Entrée (2/2)20  miantsinanàna
Radical  21  antsinanana
Partie du discours  22  impératif du verbe actif miantsinanana [Liste complète]
Explications en malgache  23  [1.1]
Explications en français  24  [1.3]

Anagrammes  25  anamantsinany, iantsinananam, miantsinanàna, miantsinanana, namintsananay, nanamaintisan

Mis à jour le 2023/01/20