|
|
|
|

Entrée1  mitondra hodi-nato miantsinanana
Mots élémentaires  2 mitondra, 3 hoditra, 4 nato, 5 miantsinanana
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7 Mitondra zavatra amin' ny toerana nialany teo aloha ihany (ny nato mantsy avy any an' ala atsinanana ihany). [1.1]
Explications en français  8 porter de l'eau à la rivière. [2.165]

Mis à jour le 2025/10/11