Entrée miantsinanana (atsinanana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandeha na mampitodika any atsinanana: Hitanao ve ny nandehanan' ireny olona telo mianaka ireny? -- Niantainanana any no nahitako azy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to go to the east [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Définition française aller vers l'est [Hallanger 1974]
Morphologie 
miantsinanana
niantsinanana
hiantsinanana
miantsinanàna
Analogues  mianavaratra ~ mianatsimo ~ miankandrefana
Exemples 
1Sary miantsinanana ambony miankandrefana
izany hianao hono ry itsiana
[Fox: Hainteny, numéro 168]
2Tamin' izany fotoana izany koa dia mbola tsy nisy ny lalam-piarakodia miantsinanana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 63]
3Fantany koa fa ny ala tsy mandry Anosibe Anala, Beparasy, ny manaraka ny lalamby miantsinanana rehetra. [Andraina: Mitaraina, page 229]
Citations 

Entrée miantsinanàna (atsinanana)
Partie du discours impératif du verbe actif miantsinanana [liste]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2013/04/17