Entrée | 1 menatra |
Radical | 2 henatra |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Mahatsiaro tena ho afa-baraka fa nahavita asa na nampiseho toetra tsy mendrika: Menatry ny lainga nataony izy 5 Matahotahotra miseho eo imason' olona: Menatra aho mamakivaky ireo olona ampolony maro tsy manan-kojerena afa-tsy izaho [1.1] |
Explications en anglais |
6 shamed; bashful [1.2, 1.7] 7 disgraced, sulky [1.2] |
Explications en français |
8 avoir honte, être timide [1.3, 1.8] 9 être confus, rougir, être honteux, avoir à rougir [1.3] 10 [meñatra] être timide, avoir honte [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Exemples |
11 fa hianao mila tsy mahazo no menatra olona [2.131] 12 Razaimalala kosa toa menatra, ka tsy nahateny intsony [2.324] 13 nahatsiaro menatra izany izahay [2.472] 14 menatra anao aho (j’ai honte de me présenter devant vous; j’ai honte de vous) [1.3] 15 tsy mahalala menatra izy (il ne sait pas avoir honte, il est sans pudeur) [1.3] 16 aleo maty toy izay menatra (plutôt mourir que d’avoir à rougir) [1.3] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Analogues | 24 kaonitra, saikatra, misafosirana, somaingisain gy, sakodiavatra, saro-kenatra, mihasihasy |
Mots composés |
|
Proverbes | 31 Proverbes contenant le mot menatra |
Anagrammes | 32 anetram, manetrà, manetra, menatra, nametra, nateram |
Mis à jour le 2023/07/13 |