|
|
|
|

Entrée1  saro-kenatra
Mots élémentaires  2 sarotra, 3 henatra
Partie du discours  4  adjectif
Explications en malgache  5 Olona menatra vetivety, mora tsy mahajery olona raha vao misy zavatra mikasika azy, mora menatra, mivoara-mena vetivety raha vao misy resaka na teny momba azy. [1.1]
Explications en anglais  6 Very bashful. [1.7]
Explications en français  7 Timide, qui se déconcerte, rougit facilement. [1.3]
8 Très timide par honte. [1.8]
[sarokenatra] 9 timide. [1.13]
Synonymes  10 menamenatra

Mis à jour le 2025/11/02