| Entrée | 1 sakodiavatra |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Misalasala tsy mahita izay hatao eo anatrehana toe-javatra manahirana na tonga tampoka.
[1.1] |
| Explications en anglais |
4 hesitant, doubting, perplexed.
[1.7] |
| Explications en français |
5 perplexe, qui hésite.
[1.8] |
| Exemples |
6 Tsapako ho sakodiavatra i Patrice ka tsy namaly ny teniko fa naleony niresaka zavatra hafa.
[2.471]
|
| Analogues | 7 saikatra, 8 sanganehana, 9 vaka |
| Mis à jour le 2025/10/31 |
|