Entrée | 1 manohitra |
Radical | 2 tohitra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Miady mba tsy ho resy: Nanohitra taminkerimpo ny tafika 5 Manda tsy hanaraka: Manohitra ny fakampanahy 6 Misakana: Manohitra izany fanambadiana izany aho 7 Mifandaka amy: Manohitra ny lalàn' ny zavaboary izany [1.1] 8 manao zavatra mifanipaka amin'ny an'ny hafa [1.13] |
Explications en français |
9 contrarier [1.13] |
Exemples |
10 Koa raha manohitra izy dia miady. [1.436#] 11 Izay manohitra afatory, agigigigio; [2.357#] 12 Kanefa misy setriny manohitra izany. [1.38] |
Morphologie |
|
Analogues | 17 mitohitra, maniho, mandà, misitra, mihenahena, mikahankahana, mihirihiry, mitsipaka, manipaka, mamaly, midrikina, mitsivalana, manohana, manao vola manoha randrana, manao vato manoha riana, mihifika, mianjona, mibohy, mibohika, mibohitra, mikibohitra, mandrava laka, manosibohon-tanana, manao valy matevina, manao valy boribory, manao valy boraingona |
Mots composés |
|
Proverbes | 21 Proverbes contenant le mot manohitra |
Anagrammes | 22 hamoritan, hanirotam, hanoritam, horanitam, hotaranim, mahonitra, manohitra, matrohina, motrahina, namohitra, nirotaham, nitaroham, nitoharam, nitoraham, nitroaham |
Mis à jour le 2023/10/26 |