Entrée (1/2) | 1 mangatsiaka |
Radical | 2 hatsiaka |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Mamanala, manaikitra, mamirifiry: Mangatsiaka ny andro rehefa ririnina 5 Tsy mafana, antara: Mangatsiaka ny kafe 6 Tsy misy hafanana, tsy mirehidrehitra: Nangatsiaka ny fifandraisanay tao ho ao izay 7 Mahatsiaro hatsiaka: Mangatsiaka aho fa rakofy bodofotsy 8 Matimaty, matoritory: Mangatsiaka ny fivavahana amin' itý faritany itý [1.1] |
Explications en anglais |
9 cold [1.2, 1.7] 10 chilly, frigid. [1.2] |
Explications en français |
11 froid [1.8] |
Exemples |
12 Vary mangatsiaka sisa nihinanantsika omaly izao no nohaninay, dia lasa izahay, fa tsy nitoetra akory. [2.324] 13 Tsy ela kosa dia nentin-dRasoa avy any, amin' ny zinga lava taho, ny rano mangatsiaka mangalahala. [2.470] |
Morphologie |
|
Analogues | 17 mamirifiry, antaravelona, havandra latsaka, manara, ngoly, jihitra, marikoditra, mitsangam-bolo, mangintsy, mangintsingintsina, mangintsina, mifihifihy, mivihivihy, sarotin-katsiaka, saro-nara, manaran-defona |
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Proverbes | 23 Proverbes contenant le mot mangatsiaka |
Entrée (2/2) | 24 Mangatsiaka |
Mots élémentaires | 25 mangatsiaka |
Partie du discours | 26 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Explications en français |
27 petite rivière de la préfecture de Fort-Dauphin qui se jette dans le lac Anony [1.11] |
Vocabulaire |
28 Géographie: rivières, lacs |
Anagrammes | 29 Mangatsiaka, mangatsiaka |
Mis à jour le 2024/08/29 |