|
|
|
|

Entrée1  mangintsina
Radical  2 hintsina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 marenina sy donto azon' ny feo mafy mikiririoka na mitabataba izaitsizy: Mangintsina ny sofiko amin' ny tabataba-masinina ato avaratra
5 mamolivoly: Mangintsina ny tongotro azon' ny hatsiaha mamirifiry
6 manaintaina: Mangintsina, hono, ny tanany fa voatsindron' ny fanjaitra
7 leo, madilo: Inona no tena marinamomba an' io raharaha lo fa efa mangintsina ny sofina amin' ny tsaho mandeha? [1.1]
Explications en anglais  8 to ring (of the ears) [1.7]
Explications en français  9 tinter (se dit des oreilles) [1.8]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
Vocabulaire  13  Santé

Mis à jour le 2025/09/12