| Entrée | 1 marikoditra |
| Mots élémentaires | 2 marika, 3 hoditra |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 (mari-koditra) ilazana ny olona mangatsiaka ka mangovingovitra hila hanavy; mahatsiaro mangatsiaka ka mitsangantsangam-bolo [1.1] 6 mihorin-koditra noho ny hatsiaka [1.62] |
| Exemples |
7 Tsy marary tsy marikoditra ny zanany.
[2.470#]
8 Mitotofa re bodofotsy, raha marikoditra fa mbola sahirana aho. [2.285#] |
| Vocabulaire | 9 Santé |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|