|
|
|
|

Entrée1  mifihifihy
Radical  2 fihifihy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mangovitra, mihoron-koditra: Mifihifihin' ny hatsiaka ity zaza ity fa rakofy lamba mafana.
5 Mihararetra: Vao nambanako izy dia nifihifihy.
6 Mangaihay, kepoka: Nifihifihy teo anatrehan' ny mpitsara ilay voampanga. [1.1]
Explications en anglais  7 To shiver, to shudder, to quake. [1.2]
Exemples  8  Sady mibaiko izy, no manontany, no manompa, ka i Lidy mifihifihy no manaraka azy eto aoriana sy manao izay lazainy. [2.470]
9  Na ny omby aza no karavasiana, hita fa mifihifihy, taitra ary mihorona ny hodiny nandalovan' ilay dian-karavasy. [2.472]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12