|
|
|
|

Entrée1  manganohano ny ranomaso
Mots élémentaires  2  manganohano, 3  ranomaso
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  ilazana ireo izay toy ny hitomany na efa madiva hirotsaka ny ranomasony noho ny alahelo na hafaliana vokatry ny fihetsehampo [1.1]
Synonymes  6  mihandrohandro ny ranomaso, mitrahotraho ny ranomaso

Mis à jour le 2025/09/12