|
|
|
|

Entrée1  manganohano
Radical  2  hanohano
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Mangirangirana, mamirapiratra: Manganohano ny varahina
Enti-milaza zavatra madio dia madio mitarehin-drano, azo itarafana: Manganohano rano kely mandeha ity
Enti-milaza ny ranomaso mihandrohandro mita hirotsaka: Manganohano ny ranomason' itý zaza [1.1]
Explications en anglais  5  to be clear and limpid; shiny with wetness [1.7]
Explications en français  6  luisant, qui a la larme à l'oeil, limpide, transparent: Manganohano io varahina io (Ce cuivre est luisant) ~ Manganohano ity rano ity (Cette eau est limpide) ~ Manganohano ny ranomason' ity zazakely ity (Les larmes de cet enfant sont sur le point de couler) [1.3]
7  être clair, limpide; briller d'humidité [1.8]
Exemples  8  Ny tarehiny notarafin'ny hamenan'ny masoandro, ka hoatra ny volamena manganohano [2.324]
9  sady manganohano ny ranomasony [2.470]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
Tous les mots composés 
Analogues  15  manganihany, mangarangarana, mangalahala, mihandrohandro
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot manganohano

Anagrammes  17 manganohano, 18 mangonahona

Mis à jour le 2025/09/12