Entrée ranomaso (rano, maso)
Partie du discours nom
Définition malgache Tsiranorano mivoaka avy ao anaty maso noho ny fihetseham-po be loatra, na fanaintainana ara-batana na ara-panahy
Mitovy hevitra: tany ~ tomany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise Tears. [Mal. Ayer mata.] [Richardson 1885]
 tears [Hallanger 1973]
Définition française larmes [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Exemples Mbola nisy ranomaso teny amin'ny tarehiny. [Rajohanesa: Kintana]
Citations 

Entrée ranomaso
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taisaka] vola fampiononana amin'ny fahoriana [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] famangiana am-pahoriana (vola, lamba, ets.): manatitra ranomaso [Rakotosaona 1972]

2017/06/30