|
|
|
|

Entrée1  mihandrohandro ny ranomaso
Mots élémentaires  2 mihandrohandro, 3 ranomaso
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 ilazana ireo izay toy ny hitomany na efa madiva hirotsaka ny ranomasony noho ny alahelo na hafaliana vokatry ny fihetsehampo. [1.1]
Synonymes  6 manganohano ny ranomaso, mitrahotraho ny ranomaso

Mis à jour le 2025/09/12