Entrée mandry ivohon' ny vato
Mots élémentaires mandry ; ivoho ; vato
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza olona tsy manan-kahina na kely aza satria toy ny mandry ao andamosin' ny varavaram-bato [1.1]
Explications en anglais To be secure [1.7]
Explications en français être en sûreté [1.8]

Mis à jour le 2023/04/20