|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ivoho
Radical  2  voho
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  4  Andamosina, ambadika, tsy eo anatrehana: Mipetraha ianao eo ivoho / Mandry ivohon' ny vato [1.1]
Explications en anglais  5  behind, on the back side [1.7]
Explications en français  6  par derrière [1.3, 1.8]
7  derrière, au dos, au revers [1.8]
Exemples  8  Ny ahy aleoko vandana imaso toy izay vandana ivoho. [2.472]
9  fololahy sisa mbamin' ialahy ireo nijoro ao ivoho ireo. [2.895]
10  Niaraka tamin'izay dia vita fatorana tanana ivoho i Fandrava; [2.895]
Morphologie 
11  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Tous les mots composés  17  13 combinaisons de ivoho

Entrée (2/2)18  ivoho
Radical  19  voho
Partie du discours  20  nom
Explications en français  21  réciproque [1.13]
Vocabulaire  22  Mathématiques: algèbre

Anagrammes  23 ivoho, 24 ovohy

Mis à jour le 2025/09/19