Entrée mandihy (dihy)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mampihetsika ny tongotra sy ny tanana miaraka amin' ny amponga sy ny zavamaneno mampientanentana: Faly loatra izy ka rafitra nandihy
Mitovy hevitra: mirebika ~ mitotorebika ~ mitsinjaka [Rajemisa 1985]
Explications en anglais to dance [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Explications en français danser [Hallanger 1974]
Morphologie 
mandihy
nandihy
handihy
mandihiza
Mots composés, titres, noms 
Exemples Akoho lahy mihehy lavenona ireny, ka mandihy ambony fasan-drazana. [Andraina: Mitaraina, page 225]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31