Entrée mirebika (rebika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandihy mitsinjaka
¶ Mandihy mampihetsika ny vatana sy ny sandry ara-ba
¶ (miaramila) Mandihy sady mampandihy ny fiadiana eny an-tanany [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mirebika
nirebika
hirebika
mirebiha
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée Mirebika (rebika)
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Définition malgache Antokona Tsimandoa ambony indrindra natao hompanotrona andriamanjaka. [Rajemisa 1985]

2010/05/14