Entrée (1/2) | 1 manda |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Rindrim-bato na rindrim-by, na tamboho avo tsotra, manodidina toerana iray tiana harovana amin' ny fahavalo: Tsy laitra nanihina ilay manda Olona mpiaro: Izy no mandan' ny madinika |
Explications en français |
4 [1.3] fortification, rempart protecteur |
Exemples |
5 Ny famonjeny no ataony mandany sy manda ivelany. [2.996] 6 raisin' ny nitety aloha ny tohatra hiakarana ny manda. [2.270] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 12 mandà |
Radical | 13 la |
Partie du discours | 14 verbe actif |
Explications en malgache |
15 [1.78] [Taisaka]
tsy manaiky 16 [1.1] Milaza mafy fa tsy marina; tsy manaiky fa marina; mitsipaka zavatra iray izay lazaina fa diso: Mandà izany fanombotombohanao ahy izany aho Tsy mandray: Mandà ny fahagagana izy Milaza ampahibemaso fa tsy mankasitraka: Izaho manda an' i Satana Mivadika: Mandà ny teny napetrany izy. 17 [1.10] (matoanteny transitifa, endrika aktiva) Tsy afaka NANDA izy, fa tsy azo NOLAVINA mihitsy ny porofo 18 [1.1] milaza mafy fa tsy marina; tsy manaiky fa marina; mitsipaka zavatra iray izay lazaina fa diso: mandà izany fanombotombohanao ahy izany aho tsy mandray: mandà ny fahagagana izy milaza ampahibemaso fa tsy mankasitraka: izaho mandà any Satana mivadika: mandà ny teny napetrany izy |
Explications en anglais |
19 [1.2, 1.7] to refuse; to deny 20 [1.2] to reject |
Explications en français |
21 [1.3, 1.5, 1.8, 1.6, 1.14] refuser 22 [1.3, 1.5, 1.8, 1.6] nier 23 [1.3] désapprouver, renier, rejeter, méconnaître. Nanda ny teny napetrany izy: il a renié ses promesses. Nanda ny rainy aman-dreniny izy: il a rejeté ses parents |
Explications en italien |
24 [1.18] negare. Nanontany aho raha izy ni nilaza izany, dia nanda izy: io ho domandato se egli avesse detto cio, ma ha negato rifiutare. Nangataka fanampiana taminy izahay fa nanda izy: noi gli abbiano chiesto aiuto ma egli ha rifiutato |
Exemples |
25 manda famaizana ny mpanota; [2.996] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 34 Proverbes contenant le mot mandà |
Anagrammes | 35 andam, mandà, manda |
Mis à jour le 2023/09/08 |