Entrée (1/2) | 1 manavotra |
Radical | 2 avotra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manao izay hahavonjy olona tao anatin' ny loza na notandindomin-doza; mamonjy: Ianao, dokotera, no nanavotra ny zanakay tamin' ny fahafatesana 5 Manafaka amin' ny fahaverezana, fanandevozana: Vitsy ny mpanompo afaka nanavo-tena taloha 6 Mividy indray ny efa an' ny tena taloha: Mikasa ny hanavotra ilay tranoko lasan-dRajao tamin' ny herintaona aho, saingy tsy ampy kely ny volako [1.1] |
Explications en anglais |
7 to redeem, to ransom [1.2, 1.7] |
Explications en français |
8 racheter, rançonner; sauver [1.8] |
Exemples |
9 manavotra ny mpikambana koa izahay. [2.445#] 10 manavotra izy amin' ny toerana tsy misy lalana. [2.117#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot manavotra |
Entrée (2/2) | 17 manavotra |
Radical | 18 avotra |
Partie du discours | 19 verbe actif |
Explications en malgache |
20 manongotra : Mañavotra kajaha i Misy (manongotra mangahazo i Misy) [Tambahoaka, Tanala]
[1.78] 21 mamindra, manetsa [Bezanozano] [1.78] |
Explications en anglais |
22 To root up, to pluck up, to eradicate [1.2] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/08/11 |