Entrée manetsa (ketsa)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mamindra eo amin' ny tanimbary ny vary nafafy teo amin' ny taninketsa: Vehivavy mahay manetsa daholo izy Tito vavy ireo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to transplant rice [Hallanger 1973]
Définition française repiquer le riz [Hallanger 1974]
Morphologie 
manetsa
nanetsa
hanetsa
manetsà
Exemples Ao anatin' izay ny manao na manadio tatatra, ny manetsa. [Andraina: Mitaraina, page 160]
Citations 

Entrée manetsà (ketsa)
Partie du discours impératif du verbe actif manetsa [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]

2012/06/20