Entrée avotra
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Betsimisaraka, Tanala] fanongotana [Rakotosaona 1972]
   Famonjena
¶ Fanafahana na fanalana ao anatin' ny loza
¶ Fividianan-javatra efa an' ny tena taloha ihany
¶ Fanongotana ny ketsa hafindra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   ransom, redemption [Richardson 1885]
   price; means of effecting a ransom [Richardson 1885]
Définition française   rachat, rédemption, rançon [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   achat d'esclaves, prix, secours [Abinal 1888]
Exemples   Avotra aina ny ahy, tsy ahoako izay vola lany, ny aiko angaha misy vidiny! [Andraina: Mitaraina, page 118]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  

Entrée avotra
Partie du discours   nom
Définition anglaise   See ombotra, ongotra [Richardson 1885]
Définition française   arrachement, extirpation [Abinal 1888]
Dérivations  

2015/03/03