|
|
|
|

Entrée1  manasatra
Radical  2  sasatra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mamizana: Manasatra ny saina ny fianarana tsy misy fiatoana
5  Mahasosotra, manelingelina: Asaivo mangina ireo ankizy mitabataba ireo fa manasatra ahy [1.1]
Explications en français  6  fatiguer, importuner: Aza manasa-tena foana (Ne vous fatiguez pas inutilement) ~ Manasatra ahy ireo mpitabataba ireo (Ces tapageurs m'importunent) [1.3]
7  fatiguer, importuner. [1.5]
Exemples  8  aza manasatra ny vahoaka rehetra hankany, fa vitsy ihany izy. [2.996]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot manasatra

Anagrammes  15  anatsaram, mañaratsa, manasatra, manatsarà, manatsara

Mis à jour le 2023/01/20