Entrée sasatra
Partie du discours adjectif
Définition malgache mahatsiaro ny tena ho tsy manan-kery, noho ny asa mafy natao. Sasatry ny asa tany Rakoto ka vao tonga dia nidaboka.
¶ Sosotra. sasa-miandry azy aho.
¶ Jereo valaka. [Rajemisa 1985]
Définition française fatigué [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
Dérivations 
Morphologie 
sasatra
sasatry
sasatr'
sasa-
-tsasatra
-tsasatry
-tsasatr'
-tsasa-
Synonymes valaka ~ vizana ~ relaka
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Sasa-miandry anareo aho (Je suis fatigué de vous attendre) [Abinal 1888, page 586]
2Sasatry ny miandry anareo aho (Je suis fatigué de vous attendre) [Abinal 1888, page 586]
3ary aiza hianao no hahita
izay mpandeha tsy mba ho sasatra?
[Fox: Hainteny, numéro 41]
Citations 

Entrée sasatra
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Sihanaka] zava-bitsy [Rakotosaona 1972]

2015/03/09